Teny iditra mavozo (vozo)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Taisaka] antitra, osa [Rakotosaona 1972]
   [Sihanaka] antitra, reraka, sasatra, tsy ampy hery, kanosa [Rakotosaona 1972]
   osareraka, reradreraka, valabalaka: Nanao mavozovozo aho androany ka tsy afaka handeha
¶ (taloha) midonanapoana, tsy miasa [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   faible, débile, fatigué [Abinal 1888]
   [Tankarana] vozo [David 1952 (takila M)]
Fitovian-keviteny   mavozovozo

2017/03/10