Teny iditra may volon' orona
Singan-teny may ; volo ; orona
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fahamaizana izaitsizy noho ny raharaha maro dia maro na maika dia maika; sahirana mafy ka dodona aoka izany erỳ [1.1]
Tovy hevitra may volon-kelika ~ may volon-tratra

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23