Teny iditra mazana (hazana)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy [ mazaña ] [Tambahoaka] mafy [Rakotosaona 1972]
 Enti-milaza tany maina be ka mafy tsy laitran' ny angady: Tsy mahavokatra ny tany mazana
¶ Sarotra atao izaitsizy: Mazana itý raharaha itý
¶ Tsy azo ifanarahana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay dur, très sec
¶ intraitable, incorrigible [Abinal 1888]

Teny iditra mana (mazana)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy [ mazaña ] [Bezanozano, Sihanaka, Tambahoaka] matetika [Rakotosaona 1972]
 Matetika: Mazàna izy no mankaty ambanivohitra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay qui dit ou fait souvent: Mazàna mankaty izy (Il vient ici souvent) [Abinal 1888]
Famaritana anglisy frequently, usually [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay souvent, d'habitude [Hallanger 1974]

2018/03/21