Teny iditra mazaotra (zaotra)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mahia, kaozatra, tsisy nofo: Olona mazaotra
¶ Tsy matevina, manify: Ala mazaotra [Rajemisa 1985]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra mazaotra
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Sihanaka] misoratsoratra [Rakotosaona 1972]

2010/05/06