Teny iditra mazava alina (zava, alina)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   vehivavy mpivaro-tena, makorelina [Sambo 2001]
Famaritana frantsay   prostituée, pute, putain [Sambo 2001]
Fitovian-keviteny   daba lôka ~ dakôtà ~ kapa vy ~ kôdy ~ koetra ~ kôksa ~ mafy tratra ~ makôsà ~ mandôliny ~ mpijangajanga ~ oui ~ ramavo ~ sipa gôka ~ tsimirirana ~ tsy vaky atonta
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra Mazava alina
Sokajin-teny   anarana (lohatenin' boky na teatira)
Famaritana malagasy   jereo Rinarasoa: Mazava alina
Mpanoratra  
Tsanganana sy sary iray takila   Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2017/10/19