Teny iditra mazava atsinanana (zava, atsinanana)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy ny andro vao maraina mialoha ny fiposahan' ny masoandro [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy daybreak [Richardson 1885]
Fandikana frantsay à l'aurore [Abinal 1888]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31