Teny iditra | mazava loha | |
Singan-teny | mazava ; loha | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana ny omby na ondry misy fotsy ny handriny [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Used of a sheep with a white face [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Qui a une étoile ou tache blanche sur le front [1.3] | |
[Tankarana] zava [1.19] | ||
Tovy hevitra | zava | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |