Teny iditra mazava saina
Singan-teny mazava ; saina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsara saina ka tsy mba fatra-piahiahy olona na sarotsarotiny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Quick of thought, inteligent [1.3]
Fanazavàna teny anglisy Clear-minded, intelligent [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qui a l'esprit clair, qui est intelligent [1.3]
 Intelligent [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/15