Teny iditra |
manety
(ety)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mahatonga ho ety: Manety toerana ireto entana ireto fa avoahy Manahirana, manembantsembana: Manety ahy ianao fa mialà [1.1]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manety |
Ny lasa : |
nanety |
Ny hoavy : |
hanety |
Filaza mandidy : |
manete |
|
|
Teny iditra |
manety
(hety)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mandidy na manapaka amin' ny hety [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To cut with scissors; to give a haircut [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Couper avec des ciseaux; tondre les cheveux [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manety |
Ny lasa : |
nanety |
Ny hoavy : |
hanety |
Filaza mandidy : |
maneteza |
|
|
Teny iditra |
mañety
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Mijery, mahita [1.78]
|
| [Bara]
Mijery [1.78]
|
| [Tanosy]
Mahita [1.78]
|
|