Teny iditra mbomba
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Asa ataon' ny reny manarona ny zanany amin' ny sandriny -- na ny renakoho amin' ny elany -- ka mamihina azy ao toy ny miaro azy na manafana azy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Action de couvrir, d’envelopper
¶ fig. action de protéger [Abinal 1888]
Sampanteny 

2016/09/13