Teny iditra | mbombana (mbomba) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Saronan'ny elatry ny reny [2.314] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu’on couvre [1.3] | ||||||
Ohatra | Tsy mba zatry ny fanalan-keniheny / Ka maniry hombomban' ny ela-dReny!
[1.219] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |