Teny iditra mby
Sokajin-teny kianteny [fitanisana]
Famaritana malagasy Famintinana ny hoe "omby", izay manan-kevitra hoe "tonga tafiditra": Mby eo am-bavahady ny fahavalo ka miomana daholo ny vatan-dehilahy, >t [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy at the point of [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay sur le point de [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Rehefa mby tany an-trano, dia nanao izay hahaverivery dia ny sainy izy; [Rajohanesa: Kintana]

2012/03/17