Teny iditra meday
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Takela-metaly boribory misy sarin' olo-masina mivohitra ka iambozonana ho mari-panajana sy fangataham-pitahiana: Miambozona meday daholo izahay ao an-trano [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a medal [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay médaille [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Ny fihaviany Frantsay: médaille.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31