Teny iditra melo-batana
Singan-teny melo- (meloka) ; -batana (vatana)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona tsy nanan-kadisoana akory fa ny tenabeny no meloka; tsy mahitsy [1.1]
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/05