Teny iditra mena-
Sokajin-teny endritenin' ny hoe menaka
Kamban-teny 

Teny iditra mena-
Sokajin-teny endritenin' ny hoe menatra
Kamban-teny 

Teny iditra mena
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Sora-javatra na volon-doko manahatahaka ny an' ny ra na ny afo: Akanjo mena no nanaovany ka toa voamarik' ilay omby izy ka nenjehiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Red [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Rouge [1.3, 1.8]
Ohatra 
1Tranon-drafodilahy trano mena! [2.69]
2Zavatra mena aby, ka tsy fantatra: [2.298]
3Kibobo sy menamaso ka no hatahotra maso mena? [2.558]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Anaram-poko 
Lohateny Diary mena (Andriamanantena Célestin)
Anaran-toerana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny Loko
Ohabolana 

Teny iditra mena
Sokajin-teny mpamaritra
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Soratr' omby
Sary 

Teny iditra mena
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] tezitra [1.78]
 Tezitra: Mena ny anao lahy raha vao nahare izay teny izay ha tafatsangana' ndeha hamely [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Emporté, rouge de colère, qui rougit de honte [1.3]

Teny iditra meña
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] mankany ... [1.78]

Teny iditra mena
Sokajin-teny endritenin' ny hoe mener

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/22