Teny iditra menabe (mena, be)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy (taloha) Tany nankina mivantana amin' ny mpanjaka. (Jereo menakely) [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay terres du domaine royal, par opposition au Menakely, terres des seigneurs féodaux [...] [Rajemisa 1966]
Mpanahaka  menakely

Teny iditra Menabe (mena, be)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Famaritana frantsay l'une des cinq grandes divisions du pays sakalava, située au nord du Fiherenana et au sud du Mailaka ... Le Menabe proprement dit est compris entre le Mangoky et la Tsiribihina [...] [Rajemisa 1966]

Teny iditra Menabe (mena, be)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Famaritana malagasy faritra anatin' ny faritanin' i Toliara [3.1]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny faritra roa ambin' ny roapolo
Sary 

2015/01/03