Teny iditra menafify
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Mena antitra
¶ Volombavan' antitra hariva vao menafify [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   rouge foncé [Abinal 1888]
Ohatra   Narosony faharoa indray izany trondro noho-sorany toton-koba, dia nendasiny nataony menafify ka lany mbamin' ny taolany. [Rabemolaly: Fary, takila 297]
Tsipelina hafa  
Tsanganana sy sary iray takila   Ny Loko
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2017/08/24