Teny iditra | menaky ny aina | |
Singan-teny | menaka ; aina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny ilazana am-pitiavana ny zanaka na ny olon-tiana na iza na iza [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Graisse de ma vie. Les parents appelaient ainsi les enfants qu'ils avaient engendrés. [2.415] | |
Ohatra | izy no menaky ny aina ary tiana hoatra ny tena ny zanaka no mampifenofeno [2.131] | |
Mpanahaka | silaky ny aina ~ singotry ny aina ~ vahatry ny aina | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19 |