Teny iditra mena masoandro (mena, maso, andro)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy amin' ilay fotoana efa madiva hilentika iny ny masoandro ka mena ny taratra alefany [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay au moment où le soleil est près de se coucher [Abinal 1888]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2012/07/23