Teny iditra menapina
Singan-teny mena
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Volon-doko mandray ny vony sy ny mena [1.1]
 Izy rehef tsy mivolon-dra tateraka fa manopy mena, toy ny voankazo efa ho masaka na mbola soamaravo [1.62]
Fanazavàna teny frantsay [ menapiny ] Roux [1.3]
 Rouge écarlate [1.5]
Ohatra 
1Ny loko menapina no mba ankafiziny [1.62]
2Ny orony, hono, nanao bikam-boantabiha sady nihevotrevotra no mena pina [2.472]
Tsanganana sy sary iray takila Ny Loko

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/30