Teny iditra menatra (henatra)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Mahatsiaro tena ho afa-baraka fa nahavit [...]
¶ Matahotahotra miseho eo imason' olona: < [...]
Mitovy hevitra: kaonitra ~ mihasihasy ~ misafosirana ~ saikatra ~ sakodiavatra ~ saro-kenatra ~ somaingisain gy [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   shamed; bashful [Richardson 1885, Hallanger 1973]
   disgraced, sulky [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   avoir honte, être timide [Abinal 1888, Hallanger 1974]
   être confus, rougir, être honteux, avoir à rougir [Abinal 1888]
Ohatra  
1fa hianao mila tsy mahazo no menatra olona [Fox: Hainteny, laharana 397]
2Razaimalala kosa toa menatra, ka tsy nahateny intsony [Rajohanesa: Kintana]
3nahatsiaro menatra izany izahay [Andraina: Mitaraina, takila 46]
4menatra anao aho (j’ai honte de me présenter devant vous; j’ai honte de vous) [Abinal 1888, takila 235]
5tsy mahalala menatra izy (il ne sait pas avoir honte, il est sans pudeur) [Abinal 1888, takila 235]
6aleo maty toy izay menatra (plutôt mourir que d’avoir à rougir) [Abinal 1888, takila 235]
Sampanteny  
Ny bikany  
menatra
menatry
menara
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2015/03/23