Teny iditra menavava (mena, vava)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Zaza vao teraka: Zazakely vao menavava [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a newborn child without teeth [Hallanger 1973]

Teny iditra menavava
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tankarana] nom d'une espèce d'oiseau, le bouvreuil. (tsiporitika) [David 1952 (takila M)]
Voambolana 

2017/03/10