Teny iditra | mentsomentsona (mentsona) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Teniteny betsaka tsy misy antony; fibedibedena tsy misy fiatoana sy lavareny; kamentsona: Tsy ho tapitra akory ny mentsomentson-dRamatoa fa aoka ny asa no hatao tsara [1.1] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Bavardage. Comme kamentsona [1.3] | |||
Sampanteny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |