Teny iditra mesa
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro, Tanosy] antsy [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] antsy, zavatra azo andidian-javatra [Rakotosaona 1972]
Fitovian-keviteny   amesa

Teny iditra mesa
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy   [Taisaka] amin'izany [Rakotosaona 1972]

Teny iditra Mesa
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (ara-baiboly) [firaketana]
Famaritana anglisy   Mesha [Baiboly]
Famaritana frantsay   Mésha [Baiboly]
Voambolana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2015/09/07