metal   
metaly
Zavatra hadina any anaty tany ka azo empoina sy tefena mba hanaovana karazan-javatra maro samihafa: Ny volamena, metaly sarobidy fa ny vy, metaly ilaina fatratra [Rajemisa 1985]
metal [Hallanger 1973]
métal [Abinal 1888, Hallanger 1974]

tefy