Teny iditra metaly
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zavatra hadina any anaty tany ka azo empoina sy tefena mba hanaovana karazan-javatra maro samihafa: Ny volamena, metaly sarobidy fa ny vy, metaly ilaina fatratra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy metal [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay métal [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: métal.
Mpanahaka  mineraly ~ vy ~ valovoka ~ varahina ~ varahimaitso ~ vifotsy ~ fanitso ~ firaka ~ firapotsy ~ firamainty ~ halimo ~ volavelona ~ volafotsy ~ volamena ~ andriamby ~ taimby

2012/07/18