Teny iditra mety (ety)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana anglisy willing; fit suitable; permitted [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay convenable [Abinal 1888, Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995]
 juste
¶ qui consent [Abinal 1888]
 permis
¶ qui convient [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 qui veut bien [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Endriteny 
mety
nety
hety
meteza
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Nanandrana nanao fialana kely i Dada na nangataka andro tamin' itsy sy iroa, fa tsy nety izy. [Andraina: I Vola, takila 17]
2Koa izao no hevitra mety. [Rajohanesa: Kintana]
3Fa tsy mety aho, hoy izy: [Callet: Tantara, takila 373]
Teny nalaina 

2017/01/19