Teny iditra mezaka (ezaka)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Manifinify tsara bika, madinidinika, kingakinga, kivahivahiny: Zazavavy mezaka iny no nitady azy tao [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay svelte, mais bien proportionné [Abinal 1888]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra mezamezaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/06/24