Teny iditra mezamezaka (mezaka)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza bikan' olona kelikely lavalava. Manifinify tsara bika, madinidinika, kingakinga, kivahivahiny: Zazavavy mezamezaka iny no nitady azy tao [1.1]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/09