Teny iditra miabily (abily)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Tsy manaja tena, miandevo fanahy, mivarina: Zanak'olo-mihaja io ianao ka dia miabily toy izao?
¶ Mifanahin 'adala, mifanahimbiby, lany henatra
¶ Mamoti-tena, izany hoe mivady tsy heny, mangaro fady
Mitovy hevitra: mamorery tena ~ mandrorom-bintana ~ maniva tena ~ mavoin-tena ~ miala-bara-tena ~ miandevo fanahy ~ mikororosy fahana ~ mivarina ~ tsy manome voninahi-tena ~ tsy misaingy hajan-tena [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   To be in a base condition. Almost obsolete. [Richardson 1885]
Ny bikany  
miabily
niabily
hiabily
miabilia

Nohavaozina tamin' ny 2013/04/10