Teny iditra miadidy (adidy)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mandray ho andraikitra, tompon' andraikitra amin' ny...: Iza no miadidy ny fanaovana ity lalana itỳ?
¶ Mifehy, mitondra: Rakoto no miadidy io tranom-barotra lehibe io [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   To be responsible for; to undertake a contract involving personal responsibility, so as to be liable to censure in case of failure. [Richardson 1885]
   to be responsible for, to be in charge of [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   Être responsable, être chargé de, diriger, gérer: Izy no miadidy ny fanaovana io làlana io (Il est chargé de faire faire cette route) ~ Miadidy ny trano fanaovam-printy izy (Il dirige l'imprimerie) [Abinal 1888]
   être responsable de, diriger, gérer [Hallanger 1974]
Ny bikany  
miadidy
niadidy
hiadidy
miadidia

Nohavaozina tamin' ny 2013/09/08