Teny iditra miadokadoka (adokadoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miedinedina, maneho hakevohana amin' ny fiteny sy ny fihetsika, miajokajoka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Etre fier, affecté [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miadokadoka
Ny lasa : niadokadoka
Ny hoavy : hiadokadoka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20