Teny iditra miadonadona (adonadona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miseho miavonavona amin' ny fandeha
Mitovy hevitra: miandranandrana ~ mianjonanjona
Mitovy hevitra: migadogadona ~ mingadongadona [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be haughty, to be contemptuous. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Etre dédaigneux [Abinal 1888]
Endriteny 
miadonadona
niadonadona
hiadonadona
miadonadona

Teny iditra miadonadona (adonadona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miadonadona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]

2013/09/08