Teny iditra miadrà (adrà)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Misitritritrika
¶ Maneho, manivaiva [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to express contempt by using the word adrà. [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay prononcer le mot Adrà [Abinal 1888]
Haiendriteny 
miadrà
niadrà
hiadrà
Mpitovy hevitra miadrao

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31