Teny iditra miady hevitra (ady, hevitra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana anglisy To argue, to discuss [Richardson 1885]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra miady saina ~ mifanolana ~ mifandapa ~ mifandahatra ~ mifandany ron-doha ~ mifamandraka ~ mifanjinja ~ mifanditra ~ mifandohika ~ mifanjihitra ~ mifandafatra

2011/10/26