Teny iditra miafa (afa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Enti-milaza ny fanaviana izay miala, misava, misinda, mihenkena: Niempaka ny molotro nony niafa ny fanaviako. (Raha ny aretina no lazaina, dia atao hoe miafa na miafana, fa raha ny marary kosa, manaritra) [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy imperative and relative not used. To be recovering from sickness. [Richardson 1885]
Endriteny 
miafa
niafa
hiafa
Teny mitovy hevitra miafana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31