Teny iditra miafaka (afaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miala: Tokony hikezaka hiafaka amin' ny trosa [Rajemisa 1985]
  [Sihanaka] misoroka mba tsy ho voa [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy to be in the condition of one just escaped from a blow or calamity. (Prov.) [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Se délivrer, se débarrasser [Abinal 1888]
Endriteny 
miafaka
niafaka
hiafaka
miafaha

2013/09/05