Teny iditra miafana (afana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fandikana anglisy to be purified; to be sprinkled with the water in the ceremony of the afana [Richardson 1885]
Fandikana frantsay se purifier, recevoir l'aspersion, prendre un bain, etc. [Abinal 1888]
Endriteny 
miafana
niafana
hiafana
miafana

Teny iditra miafana (afana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Enti-milaza ny fanaviana izay miala, misava, misinda, mihenkena
¶ Raha ny aretina no lazaina, dia atao hoe miafa na miafana, fa raha ny marary kosa, manaritra [Rajemisa 1985]
Endriteny 
miafana
niafana
hiafana
Teny mitovy hevitra miafa
Ohatra Niempaka ny molotro nony niafana ny fanaviako [Rajemisa 1985]

Teny iditra miafana (afana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miafana [fitanisana]
Fandikana anglisy  [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31