Teny iditra miafara (fara)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Enti-milaza zavatra iray izay ny farany: Miafara amin' ny h ny hoe Rajonah
¶ Mipaka, mihatra: Miafara any an-dranomasina daholo ny renirano rehetra ~ Tandremo sao miafara aminao ny fiampangana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy To be last, to be at the end. [Richardson 1885]
 to terminate; to end up in a certain way [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay se terminer, finir, finir d'une certaine façon [Hallanger 1974]
Endriteny 
miafara
niafara
hiafara
miafarà
Ohatra 
1raha tsy miafara ho jamba izy ireny, dia katraotraofin' ny aretina mandra-pahafatiny. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 34]
2Niherika Railovy, ka nahatazana azy nidina moramora nanaraka ny vatan-kazo sady nanainga ny rambony miafara amin' ny lefona feno poizina mahatsiravina. [Andriamalala: Zazavavindrano]

Teny iditra miafarà (fara)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miafara [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/11