Teny iditra miafatrafatra (afatrafatra (afatra))
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   mitomany mikiakiaka iniaraka amin' ny fi [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to vociferate, to utter piercing cries [Provincial] [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   vociférer, se démener [Abinal 1888]
Ohatra   Nitomany niafatrafatra Isambilo kely fa tsy nentin' ny reniny tany an-tsena [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
miafatrafatra
niafatrafatra
hiafatrafatra
miafatrafara

Nohavaozina tamin' ny 2015/10/26