Teny iditra miafokafoka (afokafoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Misamboaravoaran-katezerana, mitroatra
¶ (Ankehitriny) Miavonavona amin' ny fiteny: Loza raha hiafokafoka iny tovolahy iny [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay Etre furieux [Abinal 1888]
Haiendriteny 
miafokafoka
niafokafoka
hiafokafoka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31