Teny iditra miafonafona (afonafona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Misafoaka, mirehidrehikatezerana, romotry ny hatezerana [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to be furious, to be enraged, to be violently impetuous; to be vain, proud or boastful. [Richardson 1885]
Fandikana frantsay Etre furieux [Abinal 1888]
Endriteny 
miafonafona
niafonafona
hiafonafona
miafonafòna

Teny iditra miafonafona (afonafona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miafonafona [fitanisana]
Fandikana anglisy  [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31