Teny iditra |
miahana
(ahana)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mijanona: Niahana taiza ianareo nony avy any Toamasina? [1.1]
|
| [Sihanaka]
[ mihaña ] Mijanona, mitsahatra [1.78]
|
Fanazavàna teny anglisy | To hesitate suddenly, to falter, to pause; to lean or depend upon another. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | S’arrêter: Niahana tampoka izy nony tonga aho (Il s’est arrêté subitement lorsque je suis arrivé) [1.3]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
miahana |
Ny lasa : |
niahana |
Ny hoavy : |
hiahana |
Filaza mandidy : |
miahàna |
|
|
Teny iditra |
miahàna
(ahana)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miahana
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|