Teny iditra miahanahana (ahanahana (ahana))
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   mijanonjanona, miatoato raha mandeha na miteny, tsy mahatohy izay saika holazaina: Miahanahanabe ihany izy rehefa miteny
Mitovy hevitra: miakanakana [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to hesitate [Richardson 1885, Hallanger 1973]
   to waver, to fluctuate, to be perplexed. [Richardson 1885]
   to doubt [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   s’arrêter souvent, faire des pauses en parlant, en marchant, hésiter: Miahanahana be ihany izy raha miteny (Il s'arrête souvent en parlant) [Abinal 1888]
   hésiter, être dans le doute [Hallanger 1974]
Ny bikany  
miahanahana
niahanahana
hiahanahana

Nohavaozina tamin' ny 2015/03/11