Teny iditra miahona (ahona)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mijanona tampoka, miato, ary tsy mandroso; misalasala [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to halt, to cease, to stand falteringly, to hesitate, to leave off. [Richardson 1885]
Ny bikany  
miahona
niahona
hiahona
miahòna

Teny iditra miahòna (ahona)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miahona [firaketana]
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2013/04/11