Teny iditra miahotra (ahotra)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mijanona tampoka eo am-pandehanana na eo am-panaovan-javatra: Niahotra aho raha nahare ny feon' i dada tao an' efitra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   to pause, to come to a stand, to halt. [Richardson 1885]
Endriteny  
miahotra
niahotra
hiahotra
miahora

2010/05/06