Teny iditra miaika (aika)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mikitroka mifanizina: Niaika ny vahoa [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to come close together, to assemble, to meet in congress; to proceed to the army, to go to the war. [Richardson 1885]
Ny bikany  
miaika
niaika
hiaika
mieha

Nohavaozina tamin' ny 2013/04/23