Teny iditra miaina (aina)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Maneho ny fahavelomana amin' ny fitepon' [...]
¶ Mifoka sy mamoaka rivotra avy any amin' [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to live, to have life; to respire, to breathe; to be happy, prosperous, revived. [Richardson 1885]
   to breathe; to live [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   Etre en vie, vivre: Miaim-poana izy (Il mène une vie inutile)
¶ Respirer: Mbola miaina izy (Il respire encore)
¶ Se retirer, se dilater
¶ fig. Se conduire: Tsy mahay miaina izy (Il ne sait pas se conduire, il n'a pas de savoir-vivre) [Abinal 1888]
   respirer; vivre [Hallanger 1974]
Ohatra   tsy maintsy miasa mafy hitoetra ho tantsaha miaina amin' ny fiainana iray zara fa velona. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 145]
Leon' ny miara-miaina amin' ny Frantsay izy. [Andriamalala: Ranomasina, takila 55]
Ny bikany  
miaina
niaina
hiaina
miainà
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Teny iditra miainà (aina)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miaina [firaketana]
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   [Abinal 1888]
Ohatra   Miainà mafy, hoy ny dokotera, tamin' i Solo kely [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2013/09/13