Teny iditra miainaina (ainaina (aina))
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [ miaiñaina ] miemponempona [Bezanozano] [Rakotosaona 1972]
Dikanteny anglisy   to catch one's breath, to breathe feebly [Provincial] [Richardson 1885]
Ny bikany  
miainaina
niainaina
hiainaina

Teny iditra miainaina
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Omby bikana tsy dia matavy loatra [Betsileo] [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2013/09/18