Teny iditra miainga (ainga)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy (mitovy amin' ny Manainga) Miala amin' ny toerana iray ka mandeha: Amin' ny firy no hiainga ny fiaramanidina? [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to rise up, to be elevated, to be raised up; to set out on a journey. [Richardson 1885]
Haiendriteny 
miainga
niainga
hiainga
miaingà
Ohatra Eo amin' ny faran' ny tanàna avaratra no miainga ny lalana mankany. [Andraina: Mitaraina, takila 198]
Teny nalaina 

Teny iditra miaingà (ainga)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miainga [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31